Matio 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mbola nandroso ihany izy ka nahita mpirahalahy hafa koa,+ dia i Jakoba zanak’i Zebedio,+ sy Jaona rahalahiny. Nanamboatra ny simba tamin’ny haratony tao an-tsambokely niaraka tamin’i Zebedio rainy izy mirahalahy. Ary nantsoin’i Jesosy izy ireo, Marka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary mbola nandroso lavidavitra ihany izy, ka nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+
21 Mbola nandroso ihany izy ka nahita mpirahalahy hafa koa,+ dia i Jakoba zanak’i Zebedio,+ sy Jaona rahalahiny. Nanamboatra ny simba tamin’ny haratony tao an-tsambokely niaraka tamin’i Zebedio rainy izy mirahalahy. Ary nantsoin’i Jesosy izy ireo,
19 Ary mbola nandroso lavidavitra ihany izy, ka nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+