Matio 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nisy vahoaka be nanaraka azy, dia olona avy any Galilia+ sy Dekapolisy sy Jerosalema+ sy Jodia ary avy any ampitan’i Jordana. Marka 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa niala teo i Jesosy sy ny mpianany ka nankany an-dranomasina. Ary nisy olona maro be avy any Galilia sy Jodia nanaraka azy.+ Jaona 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy vahoaka be anefa nanaraka azy foana, noho ny nahitan’ireo ny famantarana nataony tamin’ny marary.+
25 Koa nisy vahoaka be nanaraka azy, dia olona avy any Galilia+ sy Dekapolisy sy Jerosalema+ sy Jodia ary avy any ampitan’i Jordana.
7 Fa niala teo i Jesosy sy ny mpianany ka nankany an-dranomasina. Ary nisy olona maro be avy any Galilia sy Jodia nanaraka azy.+
2 Nisy vahoaka be anefa nanaraka azy foana, noho ny nahitan’ireo ny famantarana nataony tamin’ny marary.+