Matio 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nony nahita izany anefa ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: “Fa nahoana ny mpampianatra anareo no miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+ Marka 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nony nahita an’i Jesosy niara-nihinana tamin’ny mpanota sy ny mpamory hetra anefa ny mpanora-dalàna anisan’ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianany hoe: “Fa angaha izy miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+ Lioka 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nimenomenona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: “Ilehio mandray tsara ny mpanota sady miara-mihinana aminy.”+
11 Nony nahita izany anefa ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: “Fa nahoana ny mpampianatra anareo no miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+
16 Nony nahita an’i Jesosy niara-nihinana tamin’ny mpanota sy ny mpamory hetra anefa ny mpanora-dalàna anisan’ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianany hoe: “Fa angaha izy miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+
2 Koa nimenomenona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: “Ilehio mandray tsara ny mpanota sady miara-mihinana aminy.”+