Lioka 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tezitra anefa ny mpitantana ilay synagoga noho i Jesosy nanasitrana tamin’ny sabata, ka hoy izy tamin’ny vahoaka: “Enina andro no natao hiasana,+ ka amin’ireo andro ireo ianareo no tokony ho tonga hositranina, fa tsy amin’ny andro sabata.”+ Jaona 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy ny Fariseo sasany: “Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no hahavita famantarana+ toy izany?” Koa nisara-kevitra+ ireo.
14 Tezitra anefa ny mpitantana ilay synagoga noho i Jesosy nanasitrana tamin’ny sabata, ka hoy izy tamin’ny vahoaka: “Enina andro no natao hiasana,+ ka amin’ireo andro ireo ianareo no tokony ho tonga hositranina, fa tsy amin’ny andro sabata.”+
16 Ary hoy ny Fariseo sasany: “Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no hahavita famantarana+ toy izany?” Koa nisara-kevitra+ ireo.