FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Aoka ho avy ny Levita+ satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy, ary aoka koa ho avy ny mpivahiny+ sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena+ izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ireo ka ho voky. Dia hotahin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao amin’izay rehetra hataon’ny+ tananao.

  • Matio 5:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an-danitra ianareo.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka ny orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+

  • 1 Jaona 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Eritrereto ange ny fitiavana+ nasehon’ny Ray antsika e, ka niantsoana antsika hoe zanak’Andriamanitra!+ Ary izany tokoa isika. Izany no antony tsy ahalalan’izao tontolo izao+ antsika, satria mbola tsy mahalala Azy izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara