Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 ary nanatanjaka an’ireo mpianatra+ sy nampahery azy mba tsy hialany amin’ny finoana, ka nanao hoe: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+ 2 Timoty 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay rehetra te hiaina ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy dia henjehina+ ihany koa.
22 ary nanatanjaka an’ireo mpianatra+ sy nampahery azy mba tsy hialany amin’ny finoana, ka nanao hoe: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+
12 Izay rehetra te hiaina ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy dia henjehina+ ihany koa.