Matio 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+ Jaona 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tadidio ny teny nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika ahy izy dia hanenjika anareo koa.+ Ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny teninareo koa. Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 ary nanatanjaka an’ireo mpianatra+ sy nampahery azy mba tsy hialany amin’ny finoana, ka nanao hoe: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+
24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+
20 Tadidio ny teny nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika ahy izy dia hanenjika anareo koa.+ Ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny teninareo koa.
22 ary nanatanjaka an’ireo mpianatra+ sy nampahery azy mba tsy hialany amin’ny finoana, ka nanao hoe: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+