9 “Amin’izany fotoana izany, dia hanolotra anareo ho amin’ny fahoriana+ ny olona ka hamono+ anareo ho faty, ary ho halan’ny+ firenena rehetra ianareo noho ny anarako.+
21 Ho amin’izany lalana izany tokoa mantsy no niantsoana anareo, satria na i Kristy aza nijaly ho anareo,+ ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.+