Matio 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+ Fa izay miaritra hatramin’ny farany no hovonjena.+ Jaona 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Noho ny anarako anefa no hanaovany izany rehetra izany aminareo, satria tsy fantany ilay naniraka ahy.+ Asan’ny Apostoly 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa i Saoly kosa nihetraketraka mafy tamin’ny fiangonana. Nitety trano izy ary notaritaritiny hivoaka ny mpino na lahy na vavy, ka nataony am-ponja.+
22 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+ Fa izay miaritra hatramin’ny farany no hovonjena.+
21 Noho ny anarako anefa no hanaovany izany rehetra izany aminareo, satria tsy fantany ilay naniraka ahy.+
3 Fa i Saoly kosa nihetraketraka mafy tamin’ny fiangonana. Nitety trano izy ary notaritaritiny hivoaka ny mpino na lahy na vavy, ka nataony am-ponja.+