FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Amin’izany fotoana izany, dia hanolotra anareo ho amin’ny fahoriana+ ny olona ka hamono+ anareo ho faty, ary ho halan’ny+ firenena rehetra ianareo noho ny anarako.+

  • Lioka 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+

  • Jaona 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Noho ny anarako anefa no hanaovany izany rehetra izany aminareo, satria tsy fantany ilay naniraka ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara