FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Toy izao no nahaterahan’i Jesosy Kristy:

      Efa voafofo+ ho vadin’i Josefa i Maria renin’i Jesosy no* nitoe-jaza noho ny herin’ny fanahy* masina,+ raha mbola tsy niray trano izy roa.

  • Lioka 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 mba hisoratra anarana miaraka amin’i Maria,+ izay efa lasa vadiny araka ny efa nifanekeny.+ Ary efa bevohoka+ be i Maria tamin’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara