Matio 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy nanao firaisana+ taminy anefa i Josefa mandra-piterany zazalahy.+ Ary nataony hoe Jesosy ny anarany.+ Lioka 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 ho any amin’ny virjiny iray efa voafofo ho vadin’ny lehilahy atao hoe Josefa, avy amin’ny taranak’i Davida. Maria+ no anaran’ilay virjiny.+
25 Tsy nanao firaisana+ taminy anefa i Josefa mandra-piterany zazalahy.+ Ary nataony hoe Jesosy ny anarany.+
27 ho any amin’ny virjiny iray efa voafofo ho vadin’ny lehilahy atao hoe Josefa, avy amin’ny taranak’i Davida. Maria+ no anaran’ilay virjiny.+