Matio 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary talanjona i Jesosy nony nandre izany, ka niteny tamin’ireo nanaraka azy hoe: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa mbola tsy nahita finoana lehibe+ toy izany aho teo amin’ny Israely. Romanina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Maro be tokoa amin’ny lafiny rehetra: Voalohany indrindra, dia izy ireo no nanankinana ny fanambarana masin’Andriamanitra.+ Romanina 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia ny Israelita.+ Izy ireo no natsangana ho zanaka,+ sy nomena voninahitra,+ nanaovana ny fifanekena,+ ary nomena ny Lalàna+ sy ny fanompoana masina+ ary ny fampanantenana.+
10 Ary talanjona i Jesosy nony nandre izany, ka niteny tamin’ireo nanaraka azy hoe: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa mbola tsy nahita finoana lehibe+ toy izany aho teo amin’ny Israely.
2 Maro be tokoa amin’ny lafiny rehetra: Voalohany indrindra, dia izy ireo no nanankinana ny fanambarana masin’Andriamanitra.+
4 dia ny Israelita.+ Izy ireo no natsangana ho zanaka,+ sy nomena voninahitra,+ nanaovana ny fifanekena,+ ary nomena ny Lalàna+ sy ny fanompoana masina+ ary ny fampanantenana.+