Matio 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Aoka ho tonga aminao izany araka izay irinao.” Dia sitrana tamin’izay ora izay ny zanany vavy.+ Lioka 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary gaga i Jesosy nahare izany teniny izany, dia nitodika tany amin’ny vahoaka nanaraka azy, ka nanao hoe: “Lazaiko aminareo fa mbola tsy nahita finoana lehibe toy izany aho, na teo amin’ny Israely aza.”+
28 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Aoka ho tonga aminao izany araka izay irinao.” Dia sitrana tamin’izay ora izay ny zanany vavy.+
9 Ary gaga i Jesosy nahare izany teniny izany, dia nitodika tany amin’ny vahoaka nanaraka azy, ka nanao hoe: “Lazaiko aminareo fa mbola tsy nahita finoana lehibe toy izany aho, na teo amin’ny Israely aza.”+