Matio 26:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Tonga dia nanitsy teo amin’i Jesosy izy sady niteny hoe: “Manahoana, Raby ô!”+ Ary nanoroka+ azy izy. Marka 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanomboka niarahaba azy izy ireo hoe: “Arahaba,+ ry Mpanjakan’ny Jiosy!” Jaona 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanatona izy ireo, ka niteny hoe: “Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!” Ary namely tehamaina azy koa ireo.+
49 Tonga dia nanitsy teo amin’i Jesosy izy sady niteny hoe: “Manahoana, Raby ô!”+ Ary nanoroka+ azy izy.
3 Dia nanatona izy ireo, ka niteny hoe: “Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!” Ary namely tehamaina azy koa ireo.+