Matio 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nataony batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana+ ny olona, ary niaiky ampahibemaso ny fahotany izy ireo. Lioka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary na ny mpamory hetra aza mba tonga hatao batisa koa, ka niteny taminy hoe: “Mpampianatra ô, inona no tokony hataonay?”+
6 Dia nataony batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana+ ny olona, ary niaiky ampahibemaso ny fahotany izy ireo.
12 Ary na ny mpamory hetra aza mba tonga hatao batisa koa, ka niteny taminy hoe: “Mpampianatra ô, inona no tokony hataonay?”+