Nomery 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia tokony hifady divay sy zava-pisotro mahamamo izy. Tsy hisotro ny vinaingitra vita amin’ny divay na vita amin’ny zava-pisotro mahamamo+ izy, na hisotro ranon-javatra vita amin’ny voaloboka, na hihinana voaloboka lena na maina. Mpitsara 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary mitandrema tsara, azafady, ka aza misotro divay na toaka,+ ary aza mihinana izay zavatra tsy madio.+ Matio 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony. Marka 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Volon-drameva ny fitafian’i Jaona, fehikibo hoditra no teo amin’ny andilany,+ ary valala+ sy tantelidia+ no fihinany. Lioka 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa ho lehibe eo anatrehan’i Jehovah izy,+ nefa tsy mahazo misotro divay na toaka mihitsy,+ ary ho feno fanahy masina hatrany an-kibon-dreniny+ izy.
3 dia tokony hifady divay sy zava-pisotro mahamamo izy. Tsy hisotro ny vinaingitra vita amin’ny divay na vita amin’ny zava-pisotro mahamamo+ izy, na hisotro ranon-javatra vita amin’ny voaloboka, na hihinana voaloboka lena na maina.
4 Ary mitandrema tsara, azafady, ka aza misotro divay na toaka,+ ary aza mihinana izay zavatra tsy madio.+
4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony.
6 Volon-drameva ny fitafian’i Jaona, fehikibo hoditra no teo amin’ny andilany,+ ary valala+ sy tantelidia+ no fihinany.
15 Fa ho lehibe eo anatrehan’i Jehovah izy,+ nefa tsy mahazo misotro divay na toaka mihitsy,+ ary ho feno fanahy masina hatrany an-kibon-dreniny+ izy.