FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Aza misotro divay na toaka+ ianao sy ny zanakao lahy, rehefa miditra ao amin’ny tranolay fihaonana mba tsy ho faty ianareo. Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny taranakareo,

  • Mpitsara 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy tokony hihinana an’izay rehetra avy amin’ny voaloboka izy, ary tsy hisotro divay na toaka,+ na hihinana izay zavatra tsy madio na inona na inona.+ Izay rehetra nandidiako azy no aoka hotandremany.”+

  • Amosa 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Nampisotroinareo divay anefa ny Nazirita,+ ary nomenareo didy ny mpaminany hoe: “Aza maminany.”+

  • Lioka 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa ho lehibe eo anatrehan’i Jehovah izy,+ nefa tsy mahazo misotro divay na toaka mihitsy,+ ary ho feno fanahy masina hatrany an-kibon-dreniny+ izy.

  • Lioka 7:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Toy izany koa fa tonga i Jaona Mpanao Batisa, tsy nihinana mofo na nisotro divay, nefa hoy ianareo: ‘Misy demonia izy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara