FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary milaza amin’izay mahita izy ireo hoe: ‘Aza mijery’, ary amin’izay mahazo fahitana hoe: ‘Aza maminany zavatra marina momba anay.+ Teny fandokafana no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+

  • Jeremia 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa izao no nolazain’i Jehovah mba hanamelohana an’ireo mponina ao Anatota,+ izay mifofo ny aiko ka manao hoe: “Aza maminany amin’ny anaran’i Jehovah+ ianao sao hovonoinay”,

  • Amosa 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy i Amazia tamin’i Amosa: “Andeha mandeha any, ry mpahita,+ ka mandosira any Joda, dia mihinàna hanina any, ary any ianao no mahazo maminany.

  • Asan’ny Apostoly 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nantsoiny izy roa lahy ka nodidiany tsy hiteny na hampianatra amin’ny anaran’i Jesosy intsony, na aiza na aiza.

  • 1 Tesalonianina 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 satria mitady hisakana+ anay tsy hitory amin’ny hafa firenena mba hahavoavonjy+ an’ireny. Koa manao fahotana maro foana izy ireo,+ kanjo nihatra taminy ihany ny fahatezeran’Andriamanitra,+ rehefa ela ny ela.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara