Matio 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+ Marka 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Voavela ny helokao, anaka.”+
2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+
5 Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Voavela ny helokao, anaka.”+