FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nisy lehilahy nalemy nentin’ny olona teo aminy. Efa-dahy no nitondra azy io.+

  • Lioka 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary indreo nisy olona nitondra lehilahy iray nalemy, izay nolanjainy teo ambonin’ny fandrianany. Nitady fomba hampidirana azy sy hametrahana azy teo anoloan’i Jesosy izy ireo.+

  • Lioka 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nahita fomba anefa ireo noho ny habetsahan’ny vahoaka. Koa niakatra tao an-tampon-trano ireo, ary nampidina azy mbamin’ilay fandriana keliny avy teo amin’ny tafo tanimanga, mba ho eo amin’ny olona izay teo anoloan’i Jesosy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara