Matio 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+ Lioka 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary indreo nisy olona nitondra lehilahy iray nalemy, izay nolanjainy teo ambonin’ny fandrianany. Nitady fomba hampidirana azy sy hametrahana azy teo anoloan’i Jesosy izy ireo.+
2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+
18 Ary indreo nisy olona nitondra lehilahy iray nalemy, izay nolanjainy teo ambonin’ny fandrianany. Nitady fomba hampidirana azy sy hametrahana azy teo anoloan’i Jesosy izy ireo.+