Matio 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+ Marka 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy lehilahy nalemy nentin’ny olona teo aminy. Efa-dahy no nitondra azy io.+
2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+