Matio 27:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ankoatra izany, dia nisy vehivavy maro teo, nijery teny lavidavitra teny.+ Efa nanaraka an’i Jesosy nanomboka tany Galilia izy ireo mba hikarakara azy.+ Marka 15:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary nisy vehivavy koa nijery teny lavidavitra teny.+ Anisan’ireny i Maria Magdalena, ary koa i Maria renin’i Jakoba kely sy Josesy, ary Salome,+
55 Ankoatra izany, dia nisy vehivavy maro teo, nijery teny lavidavitra teny.+ Efa nanaraka an’i Jesosy nanomboka tany Galilia izy ireo mba hikarakara azy.+
40 Ary nisy vehivavy koa nijery teny lavidavitra teny.+ Anisan’ireny i Maria Magdalena, ary koa i Maria renin’i Jakoba kely sy Josesy, ary Salome,+