FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 16:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mbola hoy koa ilay anjelin’i Jehovah: “Bevohoka ianao izao, ka ho tera-dahy. Ary hataonao hoe Ismaela+ ny anarany, fa efa ren’i Jehovah ny fahorianao.+

  • Mpitsara 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary niseho tamin-dravehivavy ilay anjelin’i Jehovah,+ ka nanao taminy hoe: “Momba ianao ka tsy manan-janaka, nefa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy.+

  • Galatianina 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa rehefa tapitra tanteraka ny fotoana voafetra,+ dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany,+ izay natera-behivavy+ ary nateraka teo ambanin’ny lalàna,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara