Matio 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia indreo ny reniny sy ny rahalahiny+ tonga tao ivelany, nitady hiresaka taminy. Marka 3:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary tonga ny reniny sy ny rahalahiny,+ ka nijoro teo ivelany ary naniraka olona hiantso azy.+
46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia indreo ny reniny sy ny rahalahiny+ tonga tao ivelany, nitady hiresaka taminy.