Matio 13:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny? Marka 3:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary tonga ny reniny sy ny rahalahiny,+ ka nijoro teo ivelany ary naniraka olona hiantso azy.+ Jaona 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Taorian’izany, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, saingy tsy nijanona andro maro tao. Asan’ny Apostoly 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia naharitra nivavaka tao anatin’ny firaisan-tsaina izy rehetra,+ mbamin’ny vehivavy sasany+ sy Maria renin’i Jesosy ary ny rahalahin’i Jesosy.+ 1 Korintianina 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Angaha izahay tsy manan-jo hitondra vady+ mpino, toy ny ataon’ny apostoly hafa rehetra sy ny rahalahin’ny Tompo+ ary Kefasy?+ Galatianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa tsy nahita apostoly hafa, ankoatra an’i Jakoba+ rahalahin’ny+ Tompo, aho.
55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny?
12 Taorian’izany, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, saingy tsy nijanona andro maro tao.
14 Dia naharitra nivavaka tao anatin’ny firaisan-tsaina izy rehetra,+ mbamin’ny vehivavy sasany+ sy Maria renin’i Jesosy ary ny rahalahin’i Jesosy.+
5 Angaha izahay tsy manan-jo hitondra vady+ mpino, toy ny ataon’ny apostoly hafa rehetra sy ny rahalahin’ny Tompo+ ary Kefasy?+