Matio 13:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny? Jaona 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy nino azy mantsy ny rahalahiny.+ Galatianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa tsy nahita apostoly hafa, ankoatra an’i Jakoba+ rahalahin’ny+ Tompo, aho.
55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny?