Matio 13:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny? Marka 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nony nandre izay nitranga ny havany,+ dia nivoaka hisambotra azy, fa hoy ireo: “Voa ny sainy.”+ Lioka 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nisy nilaza taminy hoe: “Mijoro ao ivelany ao ny reninao sy ny rahalahinao, te hihaona aminao.”+
55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny?
20 Koa nisy nilaza taminy hoe: “Mijoro ao ivelany ao ny reninao sy ny rahalahinao, te hihaona aminao.”+