Matio 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nony niakatra tao an-tsambokely izy,+ dia nanaraka azy ny mpianany. Marka 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Koa noravan’ireo ny vahoaka, ary nentiny an-tsambokely avy hatrany i Jesosy. Nisy sambokely hafa koa tafaraka taminy.+
36 Koa noravan’ireo ny vahoaka, ary nentiny an-tsambokely avy hatrany i Jesosy. Nisy sambokely hafa koa tafaraka taminy.+