Matio 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nony niakatra tao an-tsambokely izy,+ dia nanaraka azy ny mpianany. Lioka 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Indray andro, dia niakatra tao an-tsambokely izy sy ny mpianany ka hoy izy tamin’ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo,+
22 Indray andro, dia niakatra tao an-tsambokely izy sy ny mpianany ka hoy izy tamin’ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo,+