Lioka 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha vao nahita azy ny Tompo, dia nangoraka+ azy ka nanao taminy hoe: “Aza mitomany intsony.”+