Lioka 8:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra noho ny alahelony an-drazazavavy. Koa hoy i Jesosy: “Aza mitomany intsony,+ fa tsy maty izy fa matory.”+ Jaona 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nalahelo mafy i Jesosy tao am-pony tao sady ory dia ory,+ rehefa nahita an’i Maria sy ireo Jiosy niaraka taminy nigogogogo nitomany.
52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra noho ny alahelony an-drazazavavy. Koa hoy i Jesosy: “Aza mitomany intsony,+ fa tsy maty izy fa matory.”+
33 Nalahelo mafy i Jesosy tao am-pony tao sady ory dia ory,+ rehefa nahita an’i Maria sy ireo Jiosy niaraka taminy nigogogogo nitomany.