36 Nanatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra efa voambara mazava mantsy i Davida,+ teo anivon’ny mpiara-belona taminy. Ary nodimandry* izy ka nalevina any amin’ny razany, dia lo.+
39 Voafatotry ny fanambadiana ny vehivavy raha mbola velona koa ny vadiny.+ Fa raha maty* kosa ny vadiny, dia afaka manambady izay tiany izy, nefa ao amin’ny Tompo ihany.+