Matio 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tonga tao an-tranon’ilay mpitantana ny synagoga i Jesosy.+ Raha vao nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba+ izy, Lioka 8:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra noho ny alahelony an-drazazavavy. Koa hoy i Jesosy: “Aza mitomany intsony,+ fa tsy maty izy fa matory.”+ Jaona 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+
23 Ary tonga tao an-tranon’ilay mpitantana ny synagoga i Jesosy.+ Raha vao nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba+ izy,
52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra noho ny alahelony an-drazazavavy. Koa hoy i Jesosy: “Aza mitomany intsony,+ fa tsy maty izy fa matory.”+
11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+