Marka 5:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia niarina avy hatrany razazavavy ka nanomboka nandeha, fa roa ambin’ny folo taona izy. Raha vao nahita izany ny ray aman-dreniny, dia faly tsy nisy hoatr’izany.+
42 Dia niarina avy hatrany razazavavy ka nanomboka nandeha, fa roa ambin’ny folo taona izy. Raha vao nahita izany ny ray aman-dreniny, dia faly tsy nisy hoatr’izany.+