Marka 5:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Nodidian’i Jesosy imbetsaka anefa ireo mba tsy hampahafantatra+ izany na amin’iza na amin’iza. Ary nilaza izy fa tokony homena hanina razazavavy.
43 Nodidian’i Jesosy imbetsaka anefa ireo mba tsy hampahafantatra+ izany na amin’iza na amin’iza. Ary nilaza izy fa tokony homena hanina razazavavy.