Matio 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Heroda mantsy efa nisambotra an’i Jaona ka namatotra sy nampiditra azy tao am-ponja, noho ny amin’i Herodiasy vadin’i Filipo rahalahiny,+ Marka 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa i Heroda nony nahare izany: “I Jaona izay, ilay notapahiko ny lohany. Izy izay nitsangana izay.”+
3 I Heroda mantsy efa nisambotra an’i Jaona ka namatotra sy nampiditra azy tao am-ponja, noho ny amin’i Herodiasy vadin’i Filipo rahalahiny,+
16 Hoy anefa i Heroda nony nahare izany: “I Jaona izay, ilay notapahiko ny lohany. Izy izay nitsangana izay.”+