Matio 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Lehilahy dimy arivo teo ho eo anefa no nihinana, ankoatra ny zaza amam-behivavy.+ Marka 6:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Lehilahy dimy arivo anefa no nihinana ny mofo.+ Jaona 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy i Jesosy: “Asaivo mandry ilika* toy ny rehefa misakafo ny olona.”+ Be ahitra teo, ka dia nandry ilika ny olona, ary dimy arivo teo ho eo ny isan’ny lehilahy.+
10 Hoy i Jesosy: “Asaivo mandry ilika* toy ny rehefa misakafo ny olona.”+ Be ahitra teo, ka dia nandry ilika ny olona, ary dimy arivo teo ho eo ny isan’ny lehilahy.+