FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 6:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Lehilahy dimy arivo anefa no nihinana ny mofo.+

  • Lioka 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa lehilahy tokony ho dimy arivo+ no teo. Hoy anefa izy tamin’ny mpianany: “Asaivo mandry ilika toy ny rehefa misakafo izy, ary ataovy mitsitokotoko dimampolo eo ho eo avy.”+

  • Jaona 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy i Jesosy: “Asaivo mandry ilika* toy ny rehefa misakafo ny olona.”+ Be ahitra teo, ka dia nandry ilika ny olona, ary dimy arivo teo ho eo ny isan’ny lehilahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara