FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nasainy nandry ilika teo amin’ny ahitra ny vahoaka. Koa nalainy ny mofo dimy sy ny trondro roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nivavaka.*+ Rehefa notapahiny ny mofo, dia nozarainy tamin’ny mpianany, ary ny mpianatra kosa nizara izany tamin’ny vahoaka.+

  • Marka 6:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary nasainy nandry ilika teo amin’ny ahi-maitso+ ny olona rehetra ka nasainy nitsitokotoko.+

  • 1 Korintianina 14:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Fa aoka ny zava-drehetra hatao amim-pahamendrehana sy amim-pilaminana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara