36 ary noraisiny ny mofo fito sy ny trondro. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny izany ka nozarainy tamin’ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nizara izany tamin’ny vahoaka.+
41 Ary nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nivavaka.+ Notapahiny+ ny mofo ka nomeny ny mpianatra, mba haroson’ireo eo anoloan’ny olona. Ary nozarainy ho an’ny rehetra ny trondro roa.
16 Ary nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, dia niandrandra ny lanitra izy sady nisaotra, ary notapahiny izany ka natolony ny mpianatra mba haroso teo anoloan’ny vahoaka.+