Marka 6:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nivavaka.+ Notapahiny+ ny mofo ka nomeny ny mpianatra, mba haroson’ireo eo anoloan’ny olona. Ary nozarainy ho an’ny rehetra ny trondro roa. Jaona 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nalain’i Jesosy àry ny mofo, ka rehefa avy nanao vavaka fisaorana izy, dia nizara izany tamin’ireo nipetraka, ary toy izany koa ny trondro madinika, araka izay lanin’izy ireo.+
41 Ary nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nivavaka.+ Notapahiny+ ny mofo ka nomeny ny mpianatra, mba haroson’ireo eo anoloan’ny olona. Ary nozarainy ho an’ny rehetra ny trondro roa.
11 Nalain’i Jesosy àry ny mofo, ka rehefa avy nanao vavaka fisaorana izy, dia nizara izany tamin’ireo nipetraka, ary toy izany koa ny trondro madinika, araka izay lanin’izy ireo.+