Lioka 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy koa izy: “Tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona sady holavin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty+ ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+ Lioka 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Na izany aza, tsy maintsy mandeha aho anio sy rahampitso ary rahafakampitso, satria ny mpaminany tsy azo vonoina any ivelan’i Jerosalema.+
22 Ary hoy koa izy: “Tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona sady holavin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty+ ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+
33 Na izany aza, tsy maintsy mandeha aho anio sy rahampitso ary rahafakampitso, satria ny mpaminany tsy azo vonoina any ivelan’i Jerosalema.+