4 Koa hoy i Petera tamin’i Jesosy: “Tompoko, tsara ho antsika eto. Raha tianao, dia hanangana tranolay telo eto aho, ka ny iray ho anao, ny iray ho an’i Mosesy, ary ny iray ho an’i Elia.”+
5 Koa hoy i Petera tamin’i Jesosy: “Raby ô, tsara ho antsika eto, koa avelao izahay hanangana tranolay telo, ka ny iray ho anao, ny iray ho an’i Mosesy, ary ny iray ho an’i Elia.”+