Deoteronomia 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireo no nanao ratsy.+Tsy zanany ireny, ary avy amin’ireny ihany ny kilemany.+Taranaka tsy marina sy ratsy fanahy+ ireny! Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+
5 Izy ireo no nanao ratsy.+Tsy zanany ireny, ary avy amin’ireny ihany ny kilemany.+Taranaka tsy marina sy ratsy fanahy+ ireny!
8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+