Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Matio 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noho izany, izay manetry tena+ tahaka ity zaza ity no ho lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.+ Matio 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay manandra-tena no haetry,+ ary izay manetry tena no hasandratra.+
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
4 Noho izany, izay manetry tena+ tahaka ity zaza ity no ho lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.+