Lioka 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary faly ireo fitopolo lahy rehefa niverina, ka nanao hoe: “Tompo ô, manaiky anay hatramin’ny demonia+ noho ny fampiasanay ny anaranao.”
17 Ary faly ireo fitopolo lahy rehefa niverina, ka nanao hoe: “Tompo ô, manaiky anay hatramin’ny demonia+ noho ny fampiasanay ny anaranao.”