FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 10:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hororany sy hokaravasiny ary hovonoiny ho faty. Hitsangana anefa izy rehefa afaka telo andro.”+

  • Asan’ny Apostoly 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ka mandra-pahatongan’ny andro nampiakarana azy ho any an-danitra,+ rehefa avy nomeny baiko tamin’ny alalan’ny fanahy masina ireo apostoly nofidiny.+

  • 1 Timoty 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa lehibe tokoa ny zava-miafina masina+ momba ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra: ‘Nofo+ i Jesosy rehefa naseho, fa fanahy+ kosa izy rehefa nambara ho marina, niseho tamin’ny anjely+ izy, notorina teo amin’ny hafa firenena,+ ninoana tetỳ amin’izao tontolo izao,+ ary nakarina tamim-boninahitra.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara