Matio 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Na aiza na aiza misy tsy mandray anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’izany trano na tanàna izany ianareo.+ Asan’ny Apostoly 13:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Fa nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony kosa izy roa lahy mba hanamelohana azy ireo,+ dia lasa nankany Ikonioma. Asan’ny Apostoly 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanohitra foana anefa ny Jiosy sady nanevateva,+ ka nakopak’i Paoly ny fitafiany,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra ny amin’izay hanjo anareo.*+ Afaka adidy aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”
14 Na aiza na aiza misy tsy mandray anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’izany trano na tanàna izany ianareo.+
51 Fa nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony kosa izy roa lahy mba hanamelohana azy ireo,+ dia lasa nankany Ikonioma.
6 Nanohitra foana anefa ny Jiosy sady nanevateva,+ ka nakopak’i Paoly ny fitafiany,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra ny amin’izay hanjo anareo.*+ Afaka adidy aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”